Description
Tableau canvas représentant une magnifique vague océanique déferlante, aux nuances de bleu et d’écume blanche. Cette œuvre en 5 panneaux apporte une touche de nature et de sérénité à votre intérieur.
Ity tableau canvas ity dia mampiseho onja lehibe mivatravatra amin’ny ranomasina, miloko manga sy fotsy. Misy ampahany 5 izy io, ka mety tsara ho haingo ny tranonao ary manome fahatoniana sy hatsarana voajanahary.






