Description
Tableau canvas en 5 panneaux représentant une montre à gousset dorée aux chiffres romains, avec ses engrenages apparents et sa chaîne. Les tons chauds dorés, marron et beige apportent une touche élégante et intemporelle à votre décoration.
Tableau canvas misy panneaux 5 ity, misy sarin’ny famantaranandro gousset volamena misy tarehimarika romana sy ny fitaovany anatiny. Ny lokony mafana toy ny volamena, volontany ary fotsy mavo dia manome hakantony sy fahatsaran-tarehy tsy manam-potoana ho an’ny haingon-tranonao.






