Description
Tableau canvas en 3 panneaux représentant un crucifix en silhouette sur une colline, avec un soleil couchant éclatant jaune et orange sur fond de montagnes sombres. Une œuvre religieuse puissante aux tons noirs, marrons et dorés.
Ity tableau canvas misy 3 pizy ity dia mampiseho ny hazo fijaliana eo ambony havoana, miaraka amin’ny masoandro miloko volomparasy sy mavo mamirapiratra any aoriana. Ny loko mainty sy volontany ary volamena no manome azy io endrika matanjaka sy feno fanahy. Tena mety ho haingo ny tranonao ary hitondra fiadanana sy finoana.






