Description
Tableau canvas représentant un magnifique coucher de soleil sur une plage, avec un arbre solitaire se découpant sur un ciel aux teintes violettes, roses, oranges et jaunes. Les reflets sur le sable mouillé créent une ambiance paisible et chaleureuse.
Tableau canvas misy sary masoandro milentika amoron-dranomasina, misy hazo iray mijoro eo afovoany. Ny lanitra dia feno loko volomparasy, mavokely, volomboasary ary mavo, ary ny taratra eo amin’ny fasika dia manome fahatsapana fiadanana sy hafanana. Tena mety ho haingo ny tranonao ity tableau canvas 5 pièces ity.






