Description
Tableau canvas représentant un cheval blanc galopant avec grâce dans l’eau, aux reflets bleutés. Une œuvre dynamique et apaisante, parfaite pour une décoration murale moderne.
Tableau canvas misy sarin’ny soavaly fotsy mihazakazaka amin’ny rano, miaraka amin’ny loko manga mamirapiratra. Hatsara sy hery no hitanao amin’ity sary ity, mety tsara ho haingo rindrina ao an-tranonao.






