Description
Tableau canvas représentant une magnifique cascade au cœur d’une forêt luxuriante. Les nuances de vert des fougères et des arbres contrastent avec le blanc et le bleu de l’eau qui cascade, créant une ambiance apaisante et naturelle.
Ity tableau canvas ity dia mampiseho riandrano mahafinaritra ao afovoan’ny ala maitso be. Ny loko maintso sy manga ary fotsy dia mampitony ny saina sy manome fiainana ny efitranonao. Tena mety ho an’ireo tia zavaboary sy tontolo iainana izy io.






