Description
Tableau canvas 5 pièces représentant un ensemble de sphères flottantes aux textures variées (lisse, pointillée, rayée) sur fond noir, avec des reflets dorés métalliques. Une œuvre abstraite et moderne qui apporte une touche contemporaine et sophistiquée à votre intérieur.
Ity tableau canvas 5 pièces ity dia mampiseho sarin’ireo boribory mitsingevana amin’ny loko mainty sy volamena. Ny endrika samihafa (malama, misy teboka, misy tsipika) sy ny famirapiratany dia manome fahatsapana maoderina sy kanto. Apetraho eo amin’ny rindrinao mba hanomezana endrika tsara sy mahafinaritra ny efitranao.






