Description
Tableau canvas 5 pièces représentant un paysage apaisant de lac brumeux, avec des arbres verts luxuriants et des montagnes lointaines sous un ciel nuageux. Les tons verts, bleus et blancs créent une atmosphère sereine et naturelle, parfaite pour décorer votre salon ou votre chambre.
Tableau canvas misy 5 sosona ity, mampiseho farihy misy zavona sy hazo maitso ary tendrombohitra lavitra, eo ambanin’ny lanitra misy rahona. Ny loko maintso, manga ary fotsy dia manome atmosfera milamina sy voajanahary, mety tsara ho haingo ny efitrano fandraisam-bahiny na ny efitrano fandrianao.






