Description
Tableau canvas 5 pièces représentant un magnifique paysage de montagne avec un lac aux reflets apaisants. Les couleurs bleues, vertes et marron créent une ambiance naturelle et sereine.
Tableau canvas 5 pièces ity, misy sarin’ny tendrombohitra sy farihy mazava tsara, miaraka amin’ny hazo sy ny taratry ny rano. Ny loko manga, maitso ary volontany dia manome fiadanana sy hakantony ho an’ny efitranonao.






