Description
Tableau canvas 5 pièces représentant un magnifique paysage de lac de montagne aux eaux turquoise, entouré de forêts verdoyantes et de sommets brumeux. Les couleurs vertes, bleues et terre apportent une ambiance apaisante et naturelle à votre intérieur.
Ity tableau canvas 5 pièces ity dia maneho ny hakanton’ny farihy an-tendrombohitra miaraka amin’ny rano manga sy ny ala maintso manodidina. Ny loko maintso, manga ary volontany dia manome fiadanana sy haingo voajanahary ho an’ny tranonao. Ataovy ao an-tranonao ity sary kanto ity mba hahatsapanao ny rivotra madio sy ny tontolo mahafinaritra.






