Description
Tableau canvas 5 pièces représentant un magnifique paysage de montagne avec un lac aux eaux cristallines, des forêts verdoyantes et des reflets apaisants. Les dominantes bleues, vertes et grises apportent une ambiance naturelle et sereine à votre intérieur.
Ity tableau canvas 5 pièces ity dia maneho ny hakanton’ny tendrombohitra sy farihy misy rano mazava, voahodidin’ny ala maitso sy ny taratry ny lanitra. Ny loko manga, maitso ary volondavenona no manome fiadanana sy hatsarana voajanahary ho an’ny tranonao.






