Description
Tableau canvas 3 pièces représentant un triptyque de Madagascar : à gauche, des baobabs emblématiques au coucher du soleil ; au centre, une carte vintage avec le drapeau malgache ; à droite, des champs verdoyants et maisons rurales. Les couleurs chaudes et naturelles (orange, vert, bleu, beige) apportent une ambiance chaleureuse et authentique.
Tableau canvas 3 pièces ity, misy sarin’i Madagasikara telo karazana : ankavia dia baobab amin’ny filentehan’ny masoandro, afovoany dia sarintany tranainy miaraka amin’ny sainam-pirenena, ary ankavanana dia saha maitso sy trano ambanivohitra. Ny loko mafana sy voajanahary (volamena, maintso, manga, beige) dia manome fahatsapana hafanana sy hatsarana. Tena mety ho haingo ny tranonao ary hitondra ny hakanton’i Madagasikara ao an-tranonao.






